|
|
|
|

Entrée1  mandoa vory
Mots élémentaires  2  mandoa, vory
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1]
Explications en anglais  5  to froth at the mouth [1.7]
Explications en français  6  écumer; baver [1.8]
Vocabulaire  7  Santé

Anagrammes  8  mandoa vory, voandamory

Mis à jour le 2023/04/16