Entrée | 1 manaintaina |
Radical | 2 taintaina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato [1.1] 5 maharary mafy toa misy manombotrombotra [1.13] |
Explications en anglais |
6 to throb and burn (of a wound or sore) [1.7] |
Explications en français |
7 produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès [1.3] 8 faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure [1.8] 9 douloureux [1.13] |
Exemples |
10 fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#] 11 Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#] |
Vocabulaire |
12 Santé |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manaintaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |