Entrée | 1 mamongady |
Radical | 2 vongady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mividy mitambatra 5 Manavosa, manao antontany [1.1] |
Explications en anglais |
6 to sell at wholesale [1.7] |
Explications en français |
7 entasser, acheter en bloc [1.3] 8 vendre en gros [1.8] |
Exemples |
9 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332#] |
Vocabulaire |
10 Economie: commerce |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |