Entrée | 1 lolompaty |
Radical | 2 lolo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [1.1] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: invertébrés |
Synonymes | 6 kakabemaso |
Mis à jour le 2020/07/31 |