Entrée (1/3) | 1 lofo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulaire |
4 Navigation |
Entrée (2/3) | 5 lofo |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1] |
Explications en anglais |
8 persistence [1.7] |
Explications en français |
9 courage, persistance [1.8] |
Vocabulaire |
10 Emotions |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 12 lofo |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 henam-pandevenana [Bara]
[1.78] 15 omby vonoina amin'ny fahafatesana [Bezanozano] [1.78] 16 Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1] |
Explications en anglais |
17 cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7] |
Explications en français |
18 boeufs immolés pour les morts [1.8] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 21 folo, lofo |
Mis à jour le 2020/07/31 |