|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lafatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [1.1]
Explications en français  4  opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [1.3]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/3)11  lafatra
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
14  Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
15  Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [1.1]
16  zanatohatra [1.13]
Explications en anglais  17  rank [1.7]
Explications en français  18  rang [1.8]
19  gradin; escabeau [1.13]
Mots composés 

Entrée (3/3)21  lafatra
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  tatatra [Tambahoaka] [1.78]
Explications en français  24  entailles [Tambahoaka] [1.78]
Vocabulaire  25  Biologie
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/08