|
|
|
|

Entrée1  karaoty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka [1.1]
Explications en anglais  4  a carrot [1.7]
Explications en français  5  (du français « carotte »). Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne. C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté. Daucus sativus (Hoffm.) Röhl. ex Pass. (Apiaceae). [Merina] [1.196]
Exemples  6  Hita amy ny Fary sy ny karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete. [1.357#]
7  Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty. [2.332#]
Vocabulaire  8  Botanique
Autres orthographes  9  karoty
Nom scientifique 

Anagrammes  11  akotray, karaoty

Mis à jour le 2022/06/04