|
|
|
|

Entrée1  karandoha
Mots élémentaires  2  karana, loha
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
5  fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Explications en anglais  6  a skull [1.7]
Explications en français  7  crâne [1.8, 1.13]
Exemples  8  Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#]
9  Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#]
Vocabulaire  10  Biologie
Mots composés 
Phytonymes 

Mis à jour le 2023/07/31