|
|
|
|

Entrée1  izaho
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
4  Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
5  (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
6  Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Explications en anglais  7  see aho. [1.2]
8  I (emphatic) [1.7]
Explications en français  9  je, moi.
10  Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8]
11  je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5]
12  je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6]
Explications en italien  13  io [1.18]
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Pronoms :
Mots composés 
Titres 
Tableaux et planches  20  Tous les pronoms
21  Tous les pronoms

Anagrammes  22  haizo, izaho

Mis à jour le 2024/08/30