|
|
|
|

Entrée (1/2)1  itsy
Partie du discours  2  pronom
Explications en malgache  3  Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1]
Explications en anglais  4  that, not very close (in sight) [1.7]
Explications en français  5  celui-là, pas bien loin (visible) [1.8]
Exemples  6  aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69#]
Dérivés 
7  Pronoms :
Mots composés 
Tableaux et planches  10  Tous les pronoms
11  Tous les pronoms

Entrée (2/2)12  itsy
Partie du discours  13  adjectif
Explications en malgache  14  (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1]
Exemples  15  Ka aok'itsy, anaka. [2.588#]
16  aoka itsy, aoka itsy. [2.285#]

Mis à jour le 2022/05/02