Entrée | 1 itikitra |
Radical | 2 ity |
Partie du discours | 3 pronom |
Explications en malgache |
4 misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1] |
Explications en anglais |
5 this quite close (in sight) [1.7] |
Explications en français |
6 celui-ci, tout près (visible) [1.8] |
Exemples |
7 fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654#] |
Tableaux et planches |
8 Tous les pronoms 9 Tous les pronoms |
Mis à jour le 2023/01/22 |