Entrée (1/2) | 1 horovana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10#H.287] 4 Jereo tsikoROvana [1.1#445] |
Explications en anglais |
5 Madagascar black bulbul [2.190#262] |
Explications en français |
6 merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [1.3#270] 7 bulbul noir [2.191#314] |
Vocabulaire |
8 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 9 horova, horovy, sokonina, sokoreva, tsikoreva, tsikorovana |
Nom scientifique |
|
Entrée (2/2) | 11 horovana |
Radical | 12 rova |
Partie du discours | 13 forme morphologique de rovana |
Anagrammes | 14 haranovo, horovana |
Mis à jour le 2020/07/31 |