|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hoho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
4  Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Explications en anglais  5  a claw; a finger or toe nail [1.7]
Explications en français  6  griffe, ongle [1.8]
Vocabulaire  7  Biologie
Dérivés 
8  Verbes passifs :
Mots composés 
Article  13  Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)14  hoho
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  tranombitsika ambony hazo [Tanosy] [1.78]
17  Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Sakalava] [1.1]
Vocabulaire  18  Zoologie: invertébrés

Mis à jour le 2023/07/10