Entrée | 1 herotrerony |
Radical | 2 herotra |
Partie du discours | 3 forme morphologique de herotrerotra |
Explications en anglais |
4 still young and tender (of people and foods) [1.7] |
Explications en français |
5 Les plus jeunes, les plus tendres, se dit des gens, des animaux, des légumes tendres et verts [1.3#240] 6 jeune et tendre (se dit des personnes et des fruits, été.) [1.8] 7 Partie la plus jeune et la plus tendre d'un légume vert. Par exemple : hero-tsaramaso ou herotrero-tsaramaso = les haricots verts, Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Les haricots en grains, frais, s'appellent par contre : tsaramaso lena ou tsaramaso vao. [Merina] [1.196] |
Exemples |
8 Nisalasala ihany izy, satria ny tena vao herotrerony tsy efan' ny tazo. [2.285#] 9 Tovolahikely vao herotrerony no tratran'ny iray tamin'ireny teo amin'ny tratrany ka vita teo. [2.895#] 10 Tsy nisy faniriako tsy notanterahina, fa toa nampiandronina tamiko ny fitiavana ilay nilofika vao herotrerony teo amin' ny volan-tantely! [2.529#] |
Vocabulaire |
11 Botanique |
Mis à jour le 2023/11/22 |