|
|
|
|

Entrée1  hazovato
Radical  2  hazo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
Explications en français  5  bois silicifié [1.13]
Vocabulaire  6  Géologie

Anagrammes  7  hazovato, vatohazo

Mis à jour le 2020/07/31