|
|
|
|

Entrée1  hateloana
Radical  2  telo
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
5  Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [1.1]
Explications en anglais  6  [ha-, and telo, three.] three days. [1.2]
Explications en français  7  trois jours [1.3]
Vocabulaire  8  Temps
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hateloana

Mis à jour le 2020/07/31