|
|
|
|

Entrée1  fiteny
Radical  2  teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
5  Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany
6  Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany
7  Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby
8  Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1]
Explications en anglais  9  a language
10  the customary way of speaking [1.7]
Explications en français  11  manière de parler [1.3#696, 1.8]
12  le language
13  ce qu'on peut défendre [1.3#696]
14  une langue [1.8]
Exemples  15  Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470]
16  Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471]
Vocabulaire  17  Linguistique
Morphologie 
18  Simple :
19  Préfixée :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot fiteny

Mis à jour le 2023/06/26