Entrée | fiolonolonana (olonolona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1] | |
Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13] | ||
Explications en français | Individualisme [1.13] | |
Vocabulaire | Philosophie | |
Mis à jour le 2023/01/05 |