Entrée (1/2) | 1 olonolona |
Radical | 2 olona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [1.1] |
Explications en anglais |
5 a recluse. Reduplicate of olona [1.2] |
Explications en français |
6 action de se séparer, de s'isoler [1.3#460] |
Exemples |
7 ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [2.245] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 12 olon' olona |
Mots élémentaires | 13 olona |
Partie du discours | 14 locution |
Explications en malgache |
15 mpanompo [1.1] |
Explications en français |
16 esclave [1.3] |
Anagrammes | 17 olon' olona, olonolona, olon' olona, olonolona |
Mis à jour le 2023/05/14 |