|
|
|
|

Entrée1  fianakaviambe
Mots élémentaires  2  fianakaviana, be
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.13] grande famille
5  [1.5#61] la grande famille
Exemples  6  Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe. [2.445#26]
7  Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. [4.27#2012/11/28]
8  Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. [2.285#226]
Vocabulaire  9  Rapports: famille

Mis à jour le 2024/12/07