Entrée | 1 faribohitra |
Mots élémentaires | 2 faritra, vohitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1] |
Explications en anglais |
5 a quarter or ward of a town [1.7] |
Explications en français |
6 quartier d'une ville [1.8] |
Exemples |
7 Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285#] 8 Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508#] |
Vocabulaire |
9 Géographie: (en général) |
Mis à jour le 2024/08/13 |