|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fandry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
4  Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Exemples  5  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Dérivés 
6  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/3)12  fandry
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Taimoro] [1.78]
Vocabulaire  15  Botanique: herbe
Synonymes  16  fandrana

Entrée (3/3)17  fandry
Partie du discours  18  nom
Explications en français  19  Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  20  Botanique

Mis à jour le 2023/12/31