|
|
|
|

Entrée1  fanatanjahantena
Mots élémentaires  2  fanatanjahana, tena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1]
Explications en français  5  éducation physique [1.13]
Exemples  6  Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. [2.356#]
Vocabulaire  7  Sports

Mis à jour le 2024/03/24