|
|
|
|

Entrée1  fameriny
Radical  2  verina
Partie du discours  3  nom famerina et pronom
Explications en malgache  4  ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1]
Exemples  5  Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324#]
Vocabulaire  6  Economie: commerce

Mis à jour le 2023/12/01