Entrée | 1 famerina |
Radical | 2 verina |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mamerina 5 Azo averina [1.1] |
Explications en français |
6 Ce qu’on peut rendre, manière de rendre [1.3#828] |
Exemples |
7 Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928#] 8 Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 famerina, fiareman, mafireña, marifeña, mifañare, niaferam, niefaram |
Mis à jour le 2023/12/01 |