|
|
|
|

Entrée1  faingomihantona
Mots élémentaires  2  faingo, mihantona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [1.1#198]
5  maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [1.1#198]
Explications en français  6  apostrophe [1.5, 1.13]
Vocabulaire  7  Linguistique
Tableaux et planches  8  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2023/09/09