Entrée | 1 faingo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra |
Explications en anglais |
4 [3.1] comma |
Explications en français |
5 [1.5, 1.13, 1.66] virgule |
Vocabulaire |
6 Linguistique |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
11 Signes de ponctuation |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |