|
|
|
|

Entrée1  fahatahorana
Radical  2  tahotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Explications en anglais  5  fear; a fearful attitude [1.7]
Explications en français  6  crainte, frayeur [1.8]
Exemples  7  ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#]
8  ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#]
9  Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#]
Vocabulaire  10  Emotions
Synonymes  11  hatahorana
Article  12  Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/01/20