|
|
|
|

Entrée (1/2)1  dridra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1]
Explications en anglais  4  an ulcerous disease [1.2]
Explications en français  5  ulcère [1.54]
Vocabulaire  6  Santé
Dérivés 
7  Adjectifs :

Entrée (2/2)8  dridra
Partie du discours  9  nom
Explications en anglais  10  the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2]
Explications en français  11  (dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  12  Botanique: plantes médicinales

Mis à jour le 2024/10/14