Entrée (1/2) | 1 dridra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy |
Explications en anglais |
4 [1.2] an ulcerous disease |
Explications en français |
5 [1.54] ulcère |
Vocabulaire |
6 Santé |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 8 dridra |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en anglais |
10 [1.2] the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. |
Explications en français |
11 [1.196] (dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [Merina]
|
Vocabulaire |
12 Botanique: plantes médicinales |
Mis à jour le 2025/01/21 |