|
|
|
|

Entrée1  dolara
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  dollar [1.66.fr#305]
International  4  $ [3.1]
Exemples  5  Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa. [2.113]
6  Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena. [4.27]
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2023/07/21