Entrée | 1 dimampolo |
Mots élémentaires | 2 dimy, folo |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en anglais |
4 Fifty [1.2] |
Explications en français |
5 Cinquante [3.1] |
International |
6 50 [3.1] |
Exemples |
7 Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [2.472] 8 Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470] |
Vocabulaire |
9 Mathématiques: arithmétique |
Dérivés |
|
Tableaux et planches |
12 Les nombres |
Article |
13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Mis à jour le 2023/07/30 |