Entrée | 1 boroboaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1] |
Explications en anglais |
4 the name of a variety of banana [1.2] |
Explications en français |
5 Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [Merina]
[1.196#I.238] |
Exemples |
6 boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131] |
Vocabulaire |
7 Botanique: fruit |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |