Explications en malgache |
3 Antokom-pivavahana kristianina naorin' ny mpanjakan' i Englanda Henri VIII rehefa avy niendaka tamin' ny Eglizy katolika izy; noho izany, dia misy if anahafany amin' ny fivavahana katolika ny fivavahana anglikanina; nefa misy maha-samy hafa azy betsaka koa, toy ny isan' ny sakramenta, izay lazainy fa roa monja: ny batisa sy ny fanasan' ny Tompo; ny fahazoan' ny eveka sy presbitara manambady; ny tsy finoany ny fiovan' ny mahamofo sy ny maha-divay amim-pahagagana ho nofo sy ran' i Kristy [1.1]
|