Entrée angley
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [1.1]
Explications en anglais Englishman, Englishwoman
English [3.1]
Explications en français Anglais, anglaise [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes anglisy
Origine Français: anglais.
Analogues  Angletera ~ Englanda

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31