Entrée | 1 ampangoro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny [1.1] |
Explications en anglais |
5 rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2] 6 rice boiled dry and fragrant [1.7] |
Explications en français |
7 riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8] |
Vocabulaire |
8 Economie: alimentation |
Analogues | 9 vary maina |
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot ampangoro |
Anagrammes | 12 ampangoro, mangora-po |
Mis à jour le 2020/07/31 |