Entrée amalomalandy
Mots élémentaires amalona ; malandy
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
(Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/06