Entrée | 1 ahitrombilahy |
Mots élémentaires | 2 ahitra, ombilahy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany [1.1] |
Explications en français |
5 (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux. [Betsileo]
[1.196] 6 Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. [Sakalava] |
Vocabulaire |
7 Botanique: herbe |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2023/12/12 |