|
|
|
|

Entrée1  ahidratsy
Mots élémentaires  2  ahitra, ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [1.1]
Explications en anglais  5  Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [1.2]
Explications en français  6  espèce d'ivraie [1.3]
7  (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais).
8  Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz.
9  Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [1.196]
Exemples  10  Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369#]
11  Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5]
Vocabulaire  12  Botanique: herbe
Article  13  Randzavola: ahi-dratsy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/08/13