Entrée | 1 Afrikanina |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina 4 Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1] |
Explications en anglais |
5 African, Africans [3.1] |
Explications en français |
6 Africain, africains, africaine, africaines [3.1] |
Exemples |
7 Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27] |
Vocabulaire |
8 Géographie: pays, peuples |
Autres orthographes | 9 afrikana, afrikana |
Mis à jour le 2020/07/31 |