Entrée | 1 zoky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana 4 be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo 5 tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [1.1] |
Explications en anglais |
6 an elder brother or sister; a senior [1.7] |
Explications en français |
7 aîné [1.3, 1.54, 1.8] 8 plus âgé 9 meilleur, supérieur, plus important [1.3] |
Vocabulaire |
10 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot zoky |
Anagrammes | 20 kozy, zoky |
Mis à jour le 2023/05/19 |