Entrée z' inona
Mots élémentaires izay ; inona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1]
Explications en anglais  [Provincial] For tsinona [1.2]
 Abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2]
Explications en français [ zinona ] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout)
Comme tsinontsinona [1.3]
Exemples Zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena! [2.472]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/09