|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zeny
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1]
4  botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: boZEny [1.62#1153]
Explications en anglais  5  dwarfish [1.7]
Explications en français  6  rabougri [1.3#871, 1.8, 1.5#347]
7  nain; chétif [1.3#871]
Exemples  8  Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150]
9  izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Dérivés 
10  Adjectifs :

Entrée (2/2)11  zeny
Partie du discours  12  nom
Explications en anglais  13  dwarf [1.7]
Explications en français  14  nain [1.8, 1.5#347]

Mis à jour le 2021/01/16