|
|
|
|

Entrée1  zazavavy
Mots élémentaires  2  zaza, vavy
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.3] petite fille
Exemples  5  [2.895#] Somary nientan-kafaliana ity zazavavy.
6  [1.437#] Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy.
7  [2.928#] Tsy fantatro akory izany zazavavy izany.
8  [2.4] Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy.
9  [2.499] Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny.
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Mots composés 
Titres  15  Ny zazavavy (Ravelomoria Wast)
16  Zazavavy mangata-bady (Rapatsalahy Paul)

Mis à jour le 2025/02/08