|
|
|
|

Entrée 1  zazavavy
Mots élémentaires  2 zaza, 3 vavy
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Explications en français  7 petite fille [1.3]
Exemples  8  Somary nientan-kafaliana ity zazavavy. [2.895#]
9  Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy. [1.437#]
10  Tsy fantatro akory izany zazavavy izany. [2.928#]
11  Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [2.4#7]
12  Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#99]

Mis à jour le 2026/04/20