Entrée | 1 zazalava |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay |
Mots élémentaires | 4 zaza, lava |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |