Entrée | 1 zavona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. |
Explications en anglais |
4 [1.7] mist, fog |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] brouillard 6 [1.8] brume |
Exemples |
7 zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499] 8 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324] 9 Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470] |
Vocabulaire |
10 Météorologie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot zavona |
Anagrammes | 29 |
Mis à jour le 2025/01/21 |