|
|
|
|

Entrée1  zavajavatra
Radical  2  zavatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana [1.1]
Exemples  5  Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena. [2.470#]

Mis à jour le 2023/02/07