|
|
|
|

Entrée1  zarazara hoditra
Mots élémentaires  2  zarazara, hoditra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa
Explications en anglais  5  [1.7] light brown-skinned
Explications en français  6  [1.8] qui a la peau brun clair
Exemples  7  Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. [1.436#]
8  bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#]
9  Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#]

Mis à jour le 2024/12/07