|
|
|
|

Entrée1  zanatohatra
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: bâtiments, travaux publics
Explications en malgache  4  Ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1]
Explications en français  5  Les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3.fr#709]
6  échelon [1.13]
7  Marche [1.66.fr#598]
Exemples  8  Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
9  Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Mots élémentaires  10  zanaka, tohatra

Mis à jour le 2024/08/13